|
|
|
|

Teny iditra1 Ratsimbazafy Gilbert
Singan-teny  2Ratsimbazafy
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4mpanoratra tantara foronina sy mpanao tononkalo, anisan' ny tonian' ny revio Fampitaha. [2.313]
Voambolana  5 Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  6 1958 Ny veloma izay napetrany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07